| Entry | very | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [1.1] | |||||||
| Lost Reduced to slavery [1.7] | |||||||
| Perdu (autrefois) réduit en esclavage [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Entry | very
![]() | ||||||
| Part of speech | adverb | ||||||
| tokoa [1.32, 1.17, 1.28] | |||||||
| indrindra [1.32, 1.17] | |||||||
| Updated on 2023/07/13 |
|