| Entry | maniasia (siasia (sia)) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mivily, mibirioka: Tsy mahagaga izany satria mety maniasia tokoa ny fo [1.1] | |||||||
| To wander from the right path, to turn aside to the right and left [1.7] | |||||||
| S'écarter du bon chemin, s'égarer à droite et à gauche [1.8] | |||||||
| Examples | Olona maniasia amin'ny fony izy ka tsy mahalala ny lalako
[2.996] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|