| Entry |
mamery
(very)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1]
|
| | To ruin; to sell into slavery [1.7]
|
| | Réduire en esclavage, ruiner [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy.
[2.649]
|
| 2 | Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny.
[2.643]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamery |
| Past : |
namery |
| Future : |
hamery |
| Imperative : |
mamereza |
|
|