| Entry | famerezana (very) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana [1.1] | ||
| L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause [1.3] | ||
| Examples | Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka
[2.366] | |
| Updated on 2023/01/06 |
|