|
|
|
|

Entry tokoa
Part of speech adverb [Full list]
 Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy!
Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [1.1]
 Indeed, truly, certainly [1.7]
 Vraiment, certainement [1.8]
Examples 
1"Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
2Hahita izany tokoa ialahy. [2.324]
3Olona marobe tokoa no tazany. [2.470]
Derivatives 

Updated on 2023/08/11