| Entry | mitondra (tondra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy? Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy [1.1] | |||||||||
| To carry; to take away [1.7] | |||||||||
| Porter; enlever; conduire; gouverner [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mitondrà (tondra) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mitondra | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/05/23 |
|