|
|
|
|

Entry miantsoroka (soroka)
Part of speech active verb
 Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany [1.1]
Examples 
1Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa. [1.369]
2Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Morphology 
Present : miantsoroka
Past : niantsoroka
Future : hiantsoroka
Imperative : miantsoroha

Updated on 2023/01/20