| Entry | mivimbina (vimbina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1] | |||||||||
| To carry in the hand; to protect [1.7] | |||||||||
| Porter à la main; protéger [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mivimbìna (vimbina) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mivimbina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|