| Entry |
misakelika
(sakelika (helika))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1]
|
| | To carry under the arm. [1.2]
|
| | To carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7]
|
| | Porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8]
|
| Examples | Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
misakelika |
| Past : |
nisakelika |
| Future : |
hisakelika |
| Imperative : |
misakeleha |
|
|