|
|
|
|

Entry misakobona (sakobona)
Part of speech active verb
 Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina
Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1]
Morphology 
Present : misakobona
Past : nisakobona
Future : hisakobona
Imperative : misakobòna

Entry misakobòna (sakobona (kobona))
Part of speech imperative of active verb misakobona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20