| Entry | mikezaka (kezaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihakely, mihamifintina, mihamanify Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka: Nikezaka tamin' ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra [1.1] | |||||||||
| être rétréci, se rétrécir, s'amincir Figuré: s'appliquer à, faire son possible [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|