| Entry | tsy misatry fanahy | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | tsy, misatry, fanahy | |
| Tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1] | ||
| Examples | nefa tsy mba misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany.
[2.445] | |
| Antonyms | misatry fanahy | |
| Updated on 2025/10/11 |
|