|
|
|
|

Entry may volon' orona
Part of speech locution
Elementary words may, volo, orona
 Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1]
Synonyms may volon-kelika ~ may volon-tratra

Updated on 2023/05/23