| Entry | milofika (lofika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1] | |||||||||
| Examples | Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|