|
|
|
|

Entry may volon-tratra
Part of speech locution
Elementary words may, volo, tratra
 Dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1]
Synonyms may volon' orona

Updated on 2023/05/23