| Entry | maty (faty) | ||||||||||
| Part of speech | participle | ||||||||||
| Afaka aina, tsy velona intsony: Maty omaly ilay sakanay be volo Voakapoka mafy: Matin' i Dada aho raha manao izany Tsy afa-miasa tsy afa-mihetsika, tsy mandeha simba: Maty ny tongony ilany ka mandringa izy ~ Maty ny famantaranandroko ~ Maty feo ny anao fa nikiahiaka loatra Tsy mirehitra intsony, milentika, tsy hita intsony (afo, masoandro, volana): Omeo afo kely aho fa maty ny sigarako ~ Efa maty ny masoandro Lany, very, resy an-doka: Maty ariary zato tamin' ny loka izy Tsy ampiasaina intsony, nofoanana, tsy andehanana intsony, tsy miasa intsony: Lalana efa maty izany ~ Fiteny maty izany Asiana izaitsizy: Matin' ny hafanana aho izany Tia zavatra efa izaitsizy; entanin-javatra mihoa-pampana: Matin' ny filan-dera ny anao ka nandray ny kihony ~ Matin-kambo ~ Matimatim-boninahitra [1.1] | |||||||||||
| Dead [1.2, 1.7] | |||||||||||
| Gone out as a lamp, or a fire [1.2] | |||||||||||
| Paralyzed (of the limbs) [1.7] | |||||||||||
| Mort [1.3, 1.8, 1.196] | |||||||||||
| Paralysé (se dit des membres du corps) [1.8] | |||||||||||
| Paralysé [1.196] | |||||||||||
| Examples |
| ||||||||||
| Morphology |
| ||||||||||
| Derivatives |
| ||||||||||
| Analogs | dangy ~ diso ~ fohatra ~ jedana ~ jihitra ~ jingy ~ lasa any amin' ny varo-tsy mifody ~ lasa any an-koatra ~ lasan' andriamanitra ~ lasan-ko razana ~ latsaka aina ~ mandry ao ambany rangolahy ~ manjahana ~ miamboho ~ miondambato mangatsiaka ~ mitsitra ~ modimandry ~ nivoaka ny varavaran-kazo ka niditra ny varavaram-bato ~ nody vovoka ~ tapitra andro ~ tsy miaina ~ tsy tra-drano ~ Rabevoina ~ Ratompokolahy ~ Ratompokovavy | ||||||||||
| Updated on 2023/05/20 |
|