|
|
|
|

Entry Ratompokolahy
Part of speech name (anthroponym) [Full list]
Elementary words ra, tompoko, lahy
 Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
 Feu [1.66, 1.5]
 Le défunt, le regretté [1.5]
Vocabulary 
Examples 
1ary Ingahy (Ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [2.643]
2Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296]
Synonyms Itompokolahy
Antonyms 

Updated on 2023/07/26