| Entry | jihitra | |
| Part of speech | adjective | |
| Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1] | ||
| Dead; numb from cold [1.7] | ||
| Mort; engourdi par le froid [1.8] | ||
| Updated on 2013/01/01 |
|