| Entry |
miamboho
(voho)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... [1.1]
|
| | To turn the back on; to die (of the (sovereign) [1.7]
|
| | Tourner le dos; mourir (en parlant du souverain) [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra.
[2.472]
|
| 2 | Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo:
[2.48]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miamboho |
| Past : |
niamboho |
| Future : |
hiamboho |
| Imperative : |
miambohoa |
|
|