| Entry | Rabevoina | |
| Part of speech | name (anthroponym) | |
| Elementary words | be, voina | |
| Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1] | ||
| A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany.
[2.293] | |
| Updated on 2024/12/21 |
|