| Entry | mandidy (didy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Sihanaka] Mikapa, mitetika [1.78] | |||||||||
| Mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena Manapaka lamba amin' ny hety mba hanaovana akanjo: Iza no nandidy ny akanjonao? Mandrasa nofo na manapaka taova amin' ny olombelona mba hanalana aretina mahazo azy: Dokotera iza no nandidy ny vavoninao? Mampanao: Mandidy zava-tsarotra loatra ianao, tompoko Mifehy, manapaka: Iza no mandidy eto amin' ny faritany? Mizaka, tompom-pahefana amin' ny fananana: Mandidy ny fananako aho Teny misy ifandraisany amin' ny Mandidy: manapaka, mibaiko, mandahatra, mizaka, mifehy, manendry, manery, manjakazaka, mandidy tokana, mandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy, manao teniko fe lehibe, manao didy boraingona [1.1] | |||||||||
| To cut, to command, to order [1.2] | |||||||||
| Manaraka soritra miolika. [1.13] | |||||||||
| To cut To command [1.7] | |||||||||
| Couper Commander [1.3, 1.8] | |||||||||
| Tailler, découper, faire une incision, percer avec le bistouri: Nandidy ny masony ny dokotera (Le médecin a fait une incision à son oeil) ~ Nandidy ny vay ny dokotera (Le médecin a percé l’abcès avec le bistouri) [1.3] | |||||||||
| Chantourner. [1.13] | |||||||||
| Examples | Tsy izaho ve no mandidy sy manapaka eto?
[2.528] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2024/01/26 |
|