| Entry | manery (tery) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1] | |||||||||
| To press, to compell [1.7] | |||||||||
| Presser; forcer [1.8] | |||||||||
| Examples | Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | Manery | ||||||||
| Part of speech | name (toponym) | ||||||||
| Tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|