|
|
|
|

Entry didy
Part of speech noun
 Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1]
 A cut
A command [1.2, 1.7]
 An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2]
 Coupe, incision
Commandement [1.8]
Derivatives 

Entry didy
Part of speech noun
 Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1]
Vocabulary 

Entry didy
Part of speech adjective
  [Tanosy] mamo [1.78]

Entry Didy
Part of speech name (toponym) [Full list]
Vocabulary 
Coordinates -18.1166667, 48.5333333
Toponymy didy

Updated on 2024/01/26