| Entry | mamo (hamo) | |
| Part of speech | adjective | |
| Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1] | ||
| Drunk; disgusted; tired out [1.7] | ||
| Ivre; dégoûté; épuisé [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | mamo | |
| Part of speech | adjective | |
| [Taisaka] sorena [1.78] | ||
| Entry | mamo | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] moka [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | Mamo | |
| Part of speech | name (ethnonym) | |
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/10/19 |
|