|
|
|
|

Entry mivembena (vembena (vena))
Part of speech active verb
 Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe
Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
 Tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
 To reel, to stagger [1.7]
 Tituber [1.8]
 Se balancer; tituber [1.13]
Examples Mivembena azon' ny toaka izy [2.996]
Morphology 
Present : mivembena
Past : nivembena
Future : hivembena

Updated on 2023/01/20