|
|
|
|

Entry tafiditra (iditra)
Part of speech participle
 (fiteny tsy mihaja) Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka mivembena izaitsizy [1.1]
 Entered, gone in. [1.2]
 Engagé; inclus [1.13]
Examples 
1moa tafiditrao ny entana rehetra ? (avez-vous rentrés tous les paquets ?) [1.107]
2Bina no tafiditra mialoha tao an-trano. [2.499]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20