|
|
|
|

Entry fimamoana (mamo)
Part of speech noun
 Fisotroana be ka mahatonga ho mamo: Raran' ny lalàna ny fimamoana eny amin' ny arabe [1.1]

Updated on 2023/01/20