| Entry | maika (aika) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana:
Maika aho Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1] | |||||||
| In a hurry [1.7] | |||||||
| Pressé [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Synonyms | dodona ~ kododona ~ dodoka ~ dodotra ~ rototra ~ rodoka ~ somadodoka ~ somarodoka ~ somarototra ~ maimay ~ mitaitay ~ mirotoroto ~ mikorobobo ~ miheninkenina ~ mikoropaka ~ sevotsevoka ~ milomay ~ maintavo ~ forehitra ~ mivoa-jamala ~ misehotra ~ misalehotra ~ mikododoka ~ minitinitika ~ kongomaika ~ kongorevo ~ ankamehana ~ sondrodrahona ~ aniritra ~ tandrevaka ~ tandrametaka ~ peta-toko | ||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|