|
|
|
|

Entry manamaika (maika)
Part of speech active verb
 Mampanao (zavatra) olona haingana, mandodona: Tsy fanao ny manamaika olona toy izany [1.1]
Morphology 
Present : manamaika
Past : nanamaika
Future : hanamaika
Imperative : manameha

Updated on 2023/01/20