|
|
|
|

Entry forehitra (rehitra)
Part of speech adjective
 May tsy misy horaisina
Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. [1.1]
 Consumed, burnt. Comp. dorehitra [1.2]
Examples Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna. [2.587]

Entry forehitra (rehitra)
Part of speech adverb [Full list]
 In haste, in a hurry. Comp. dorehitra [1.2]

Updated on 2023/10/19