| Entry | tandrevaka | |
| Part of speech | adjective | |
| Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka [1.1] | ||
| Tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana [2.285] | ||
| Soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation [1.3] | ||
| Examples | Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa.
[2.245] | |
| Updated on 2020/01/25 |
|