| Entry |
maditra
(ditra)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Be ditra, mikiry tafahoatra hanao araka ny heviny ihany na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Lahiantitra maditra, tsy mbola nahita ohatra azy io aho Minia manao ny tsy mety sy ny tsy tsara na dia tenenina lava izao aza: Zazalahy maditra iny fa mpisotro sy mpiloka ka tsy azonay ekena ho vadinao
[1.1]
|
| | Stubborn [1.2, 1.7]
|
| | Obstinate, pertinacious [1.2]
|
| | Disobedient [1.7]
|
| | Obstiné, délinquant (se dit des jeunes) [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Adala sy maditra no fitsaran-dreniny azy, nefa ataony ahoana fa azy sy mankarary ny fony.
[2.470]
|
| 2 | angamba mba ho fantany fa taranaka maditra izy.
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Present : |
maditra |
| Past : |
naditra |
| Future : |
haditra |
|
|