|
|
|
|

Entry matevin-koditra
Part of speech locution
Elementary words matevina, hoditra
 Ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina
Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra [1.1]

Updated on 2023/05/24