| Entry |
donto
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [1.1]
|
| | Stupid [1.7]
|
| | Stupide [1.3, 1.8]
|
| | Sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo!
[1.241]
|
| 2 | Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
|