| Entry |
ditra
|
| Part of speech | noun
|
| | Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
|
| | Obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc.
See kiry,
hihitra
[1.2]
|
| | Stubbornness, obstinacy [1.7]
|
| | Entêtement; obstination dans le mal [1.8]
|
| | Bêtise [1.13]
|
| Morphology |
| Simple : |
ditra,
ditrako,
ditranao,
ditrany,
ditrantsika,
ditranay,
ditranareo,
ditran',
ditr',
di-,
ditry |
|
| Derivatives |
| Synonyms | ~ |
|
| Entry |
ditra
|
| Part of speech | noun
|
| | Tanimanga [1.13]
|
| | Argile [1.13]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Simple : |
ditra,
ditrako,
ditranao,
ditrany,
ditrantsika,
ditranay,
ditranareo,
ditran',
ditr',
di-,
ditry |
|
| Synonyms | |
| Analogs |
tany ditra |
|