|
|
|
|

Entry tsy maty manota
Part of speech locution
Elementary words tsy, maty, manota
Allegation Word or locution seen in: maditra
Examples 
1Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. [1.38]
2Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: [4.27]

Updated on 2025/02/11