| Entry |
irery
|
| Part of speech | adjective
|
| | Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
|
| | Solitary, alone [1.7]
|
| | Seul [1.3, 1.8]
|
| | Sans compagnon [1.3]
|
| | Solitaire [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ny vy tsy hiko-rontana irery;
[2.245]
|
| 2 | Izaho irery sisa no tokan-tena.
[2.643]
|
| 3 | Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy
[2.4]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
irery |
| Prefixed : |
-drery |
|
| Derivatives |
| Synonyms | ~ |
| Analogs |
iray ~
tokana ~
hany ~
fotsiny ~
monja ~
singana ~
tsy amboa tsy lambo ~
irery tena ~
boribory ~
vato kiboribory |
|
| Entry |
irerỳ
(irỳ)
|
| Part of speech | pronoun
|
| | Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
|
| | Those far away (in sight), plural of iry [1.7]
|
| | Ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
|
| Tables and plates |
|
|