| Entry |
boribory
(bory)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Enti-milaza vaingan-javatra tsy misy zoronjorony na lavany sy sakany fa toy ny laoranjy na ny baolina: Boribory ny kanety ilalaovan' ny ankizy [1.1]
|
| | Round, spherical [1.2, 1.7]
|
| | Sphérique, rond [1.3, 1.8]
|
| | (du malais bulat) Rond ou sphérique ; hazo boribory : bois rond, rondin. On dit par contre, bongo, haro bongo quand il s'agit d'un arbre vivant, de forme arrondie.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Vato boribory (Pierre ronde)
[1.3]
|
| 2 | Boribory ny tany
[2.499]
|
| 3 | Ary nisy filanjana volamena boribory misy voromahery volamena ao antampony
[2.48]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
boribory
|
| Part of speech | adjective
|
| | Obstinate [1.2, 1.7]
|
| | Stubborn [1.2]
|
| | Violent, injuste [1.3]
|
|