|
|
|
|

Entry tsy amboa tsy lambo
Part of speech locution
Elementary words tsy, amboa, lambo
 Tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza [1.1]

Updated on 2023/05/21