| Entry | monja | |
| Part of speech | adverb | |
| Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [1.1] | ||
| Only, just [1.7] | ||
| Seulement, tout juste [1.8] | ||
| Updated on 2022/05/02 |
|