|
|
|
|

Entry manirery (irery)
Part of speech adjective
 Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? [1.1]
 Tsy misy namana [1.13]
 To be alone [1.7]
 être tout seul [1.8]
 Esseulé, solitaire [1.13]

Updated on 2023/01/20