| Entry |
dinika
|
| Part of speech | noun
|
| | Fahakelezana, faharotsadrotsahana [1.1]
|
| | Anything small, minute detail [1.2]
|
| | Petitesse, ténuité [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
dinika
|
| Part of speech | noun
|
| | Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha:
Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany:
Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [1.1]
|
| | Conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [1.2]
|
| | Careful examination [1.7]
|
| | Examen, consultation [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ary vao izay no tohizina ny dinika.
[2.245]
|
| 2 | Faràno eto ity dinika voalohany ity.
[2.296]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
dinika
(dika)
|
| Part of speech | passive verb
|
| | Voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [1.1]
|
| | Franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
dinika,
diniko,
dinikao,
dininy,
dinitsika,
dinikay,
dinikareo,
dinik',
dini-,
diniky |
| Past : |
nodinika,
nodiniko,
nodinikao,
nodininy,
nodinitsika,
nodinikay,
nodinikareo,
nodinik',
nodini-,
nodiniky |
| Future : |
hodinika,
hodiniko,
hodinikao,
hodininy,
hodinitsika,
hodinikay,
hodinikareo,
hodinik',
hodini-,
hodiniky |
|
| Synonyms | ~ |
|
| Entry |
dinika
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [1.1]
|
| | Chewing the cud [1.7]
|
| | Rumination [1.8]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
|