Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
dini
di
nika
(
di
nika
)
Part of speech
noun
Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
Mitovy hevitra:
tapatapak' ahitra.
[
1.1
]
Examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte
[
1.3
]
Examples
1
Dinidinika
ambany tafo ihany.
[
2.245
]
2
Izany hoe, henoy tsara, fa
dinidinika
no aposako izao.
[
2.270
]
3
Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra
dinidinika
tamin'ny Frantsay tany.
[
2.508
]
4
Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny
dinidinika
nifanaovana tao am-piangonana.
[
2.470
]
Updated on 2025/02/05