| Entry |
madinika
(dinika)
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Tanosy]
kely
[1.78]
|
| | (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy [1.1]
|
| | Often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. [1.2]
|
| | Petit, menu, mince, fin [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
[2.499]
|
| 2 | Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy!
[2.69]
|
| 3 | Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika;
[2.113]
|
| 4 | Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja.
[2.366]
|
|
| Other spellings |
|