| Entry |
fandinihana
(dinika)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1]
|
| | étude, observation [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky.
[2.606]
|
| 2 | Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany.
[2.643]
|
|
|