|
|
|
|

Entry voadinika (dinika)
Part of speech past participle
  [1.1]
 Examined into, talked over, admonished, told minutely [1.2]
 Ruminé, examiné [1.3]
Examples 
1Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms. [2.508]
2Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso. [1.223]
Morphology 
Past : voadinika, voadiniko, voadinikao, voadininy, voadinitsika, voadinikay, voadinikareo, voadinik', voadini-, voadiniky

Updated on 2024/01/13