|
|
|
|

Entry lava-drano
Part of speech locution
Elementary words lavaka, rano
 Puits [1.13]
Examples 
1Aza mangery na manary fako eny akaikin'ny lava-drano [2.424]
2Maninona moa raha manambatra vola isika dimy trano dia manakarama olona hihady lava-drano eto avara-trano [2.445]
Analogs  fantsakana ~ vovo ~ kirijy

Updated on 2024/08/13