| Entry | vovoka | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1] | |||||||
| Dust [1.7] | |||||||
| Poussière [1.8] | |||||||
| Poussière, poudre [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Analogs | jofo | ||||||
| Updated on 2023/06/26 |
|