| Entry |
mivovò
(vovò)
|
| Part of speech | active verb
|
| | (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra:
mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
|
| | To bark [1.7]
|
| | Aboyer [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny alika handramatra tsy mivovo.
[2.347]
|
| 2 | aza tsy mahavely vava amboa mivovo.
[2.285]
|
| 3 | Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
[2.588]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mivovò |
| Past : |
nivovò |
| Future : |
hivovò |
|
|
| Entry |
mivovo
(vovo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
mivovo |
| Past : |
nivovo |
| Future : |
hivovo |
|
|
| Entry |
mivovo
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
Mitsikilo, mitily [1.78]
|
|