| Entry |
vily
|
| Part of speech | noun
|
| | Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
vily
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Anaran-kazandrano kely madinika [1.78]
|
| | [Taimoro]
Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [1.1]
|
| Vocabulary |
| Examples | Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily.
[2.285]
|
|
| Entry |
vily
|
| Part of speech | noun
|
| | [Mahafaly]
voay
[1.78]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|